|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsapahana |
| Fototeny | 2tsapaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fidirana ao amin' ny zavatra iray tsy misy manohina: Tsy nampoiziny akory ity fitsapahany tao anaty vahoaka.
5Fidirana, filentehana: Tsy hita mihitsy ny fitsapahan' itỳ zohy iỳ ao anaty tendrombohitra. 6Fianjerana: Ny fitsapahan' ny omby tao anaty fotaka. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|