|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsaontsaona |
| Fototeny | 2tsaontsaona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban' ny vava mitsaontsaona, izany hoe miteniteny tsy misy kitotony, miteniteny teny tsy voahevitra.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|