|
|
|
|

Teny iditra1 fitsaohana
Fototeny  2tsaoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiondrehan' ny loha sy fanantazan-tanana ho mari-panajana lehibe: Vao tonga izy dia mari-pitsaohana no nataony teo anoloan' ny Filohan' ny Nosy.
5Fanehoam-panajana fanao amin' Andriamanitra tokana ihany ho fankatoavana ny maha-Mpahary azy. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fitosahana, 7 fitsaohana, 8 fitsoahana, 9 tafahosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12