|
|
|
|

Teny iditra1 fitsanganana
Fototeny  2tsangana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiaingana mijoro eo ambonin' ny tongotra roa: Tsy ampy rankizy, ny fitsanganana rehefa misy lehibe miditra fa tsy maintsy miarahaba koa.
5Fijoroana: Matory am-pitsanganana ity zaza ity.
6Fisehoana, fitoloran-tena: Ilana herimpo ny fitsanganana ho vavolombelona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12