|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitsako |
| Fototeny | 2tsako |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsako, izany hoe manapotipotika amin' ny nify ao am-bava: Hafa kely ny fitsakon' ny omby.
5Azo tsakoina: Ny rano tsy fitsako. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitsako |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8(de tsako : onomatopée, bruit des mâchoires lorsqu'on chique le tabac).
9Tabac à chiquer, à mâcher : Nicotiana tabacum L. 10(Solanaceae).. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 12 fikatso, 13 fitsako, 14 fitsoka, 15 fokatsy, 16 kafotsy, 17 tsakofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|