|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitsaika
Fototeny  2tsaika
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitsaika, izany hoe mifantina izay voam-bary tsara hatao masomboly.
5Azo tsaikaina, azo fantenana. [1.1]

Teny iditra (2/2)6 fitsaika
Fototeny  7tsaika
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9Fomba entina mitsaika, izany hoe manatona moramora tsy re na mangalatra mangingina tsy misy mahita. [1.1]

Fivaditsoratra  10 fitsaika, 11 fitsiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12