|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsabo |
| Fototeny | 2tsabo |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana.
5Azo tsaboina. [1.1] |
| Ohatra |
6 Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona.
[2.424#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|