|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitrotrongy |
| Fototeny | 2trotrongy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban' ny olona mitrotrongy, izany hoe mianjera mandroso any anoloana: Ratsy ilay fitrotronginy izay fa sendra teo ambony vato indrindra izy no nianjera.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|