|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitrotro |
| Fototeny | 2trotro |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitrotro, izany hoe mamihina zaza eny amin' ny sandry anankiroa ka manankina azy amin' ny tratra.
5Azo trotroina. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|