|
|
|
|

Teny iditra1 fitrosa
Fototeny  2trosa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitrosa, izany hoe mividy zavatra ka tsy mandoa ny vidiny eo no ho eo fa mangataka andro. [1.1]

Fivaditsoratra  5 faritso, 6 fitrosa, 7 fositra, 8 rafotsy, 9 ratsy fo, 10 sifotra, 11 Tryfosa, 12 tsirofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12