|
|
|
|

Teny iditra1 fitrongy
Fototeny  2trongy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny biby na ny zavatra entina mitrongy, izany hoe mihady na mihoha ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka (omby), angadinomby na fitaovana toy ny bilidaozera.... [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12