|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitrongisana |
| Fototeny | 2trongy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fihadiana, fihohazana ny tany amin' ny vava (kisoa), tandroka, angadinomby, ary fitaovana toy ny bilidaozera.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|