|
|
|
|

Teny iditra1 fitrohana
Fototeny  2troka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisintonana amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Ampianaro ny zandrin' ise fa tsy hainy ny fitrohana ny tsoka amin' ny taolana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5aspiration, absorption. [1.13]

Fivaditsoratra  6 fanohitra, 7 fitrohana, 8 Ny hafatro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12