|
|
|
|
Teny iditra
1
fitroatra
Fototeny
2
tro
atra
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny olona na biby mitroatra, izany hoe taitra tampoka ka miantsambotra na mandrifatra (biby).
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12