|
|
|
|

Teny iditra1 fitrikitriky
Fototeny  2trikitriky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mahia, izay mitrakitraky ny taolany.
5Toetran' ny tany mikitoantoana. [1.1]
Tovy hevitra  6fitrikatrika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12