|
|
|
|

Teny iditra1 fitrifanana
Fototeny  2trifana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy fipetrahana tsara fa mirifatra atsy mirifatra aroa; fihavatravarana; fihoalahoalana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fañitrifana, 6 fitrifanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12