|
|
|
|

Teny iditra1 fitrerona
Fototeny  2trerona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitrerona, izany hoe manao feo mampitahotra: Mangovitra Isambilo mandre ny fitreron' i dadany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12