|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitrebika |
| Fototeny | 2trebika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...).
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 5 fitrebika |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7Fanjaitra.
[1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 8 fitrebika |
| Fototeny | 9trebika |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12A fork, a prong.
13See firombaka, forisety.. [1.2] |
| Voambolana | 14 Fitaovam-piasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|