|
|
|
|

Teny iditra1 fitranitrany
Fototeny  2tranitrany
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitranitrany, izany hoe mitringitringy maranitra: Mahonena ny mijery ny fitranitranin' ny taolan-tehezan' itỳ zaza tsy mahita hanin-kohanina itỳ. [1.1]

Fivaditsoratra  5 firantiranty, 6 fitranitrany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12