|
|
|
|

Teny iditra1 fitrangana
Fototeny  2tranga
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisehoana lany, izany hoe ilany fotsiny aloha no hita: Tsy misy mahafinaritra ohatra ny fitrangan' ny volana avy ao anaty ranomasina.
5Fisehoana tampoka: Ny fitrangandRabe teo ampovoan' ny sakafono nanapa-kota anay.
6Fisehoan-javatra voalohany, fiandohana: Tantarao ny fitrangan' ny rotaka. [1.1]
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  8 fanatringa, 9 fitrangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11