|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitotototoana |
| Fototeny | 2totototo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fivezivezena manao dia maika manketsy mankeroa nefa tsy misy vokany toy inona: Mampangoraka ny mijery ny fitotototoan' io vehivavy marary anaka io.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 5fitotototo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|