|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitosy |
| Fototeny | 2tosy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitosy, izany hoe manao fihetsehana miangolangola mba hanehoam-pitiavana amin' ny olona ifampiresahana.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fitosy, 6 itsofy, 7 tsiofy, 8 tsy foy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|