|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitoroka |
| Fototeny | 2toroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fiampangana, filazana ampahibemaso ny heloka na hadisoana natao tany amin'ny takona.
[Tanala]
[1.78] 5Fomba entina mitoroka, izany hoe miampanga tsy marina, manendrikendrika. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ce qu’on peut imputer faussement, manière de faire de fausses imputations.
[1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 7 fitoroka |
| Fototeny | 8toroka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10Volotsangana na vakin-kazo lava marotsaka apetraka manaraka ny lavan' ny lohatrano ka atao mifanelanelana aminy amin' ny trano tafo herana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11bambous placés entre les chevrons et servant de lattis dans les toits.
[1.3] 12chevron. [1.13] |
| Voambolana | 13 Toe-karena: fanorenana |
| Fivaditsoratra | 14 fitoroka, 15 otrik' afo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|