|
|
|
|

Teny iditra1 fitorohana
Fototeny  2toroka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4fiampangana. [Tanala] [1.78]
5Fanendrikendrehana amin' ny zavatra tsy natao, fiampangana tsy marina: Tsy avelako ianao amin' ny fitorohanao ahy ho naka ny firavakao. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fihotroana, 7 firohotana, 8 fitorohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12