|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitoriany
Fototeny  2tory
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny trafony sy ny havanan-kena atao koa hoe vavatoriny, izay didiana voalohany eo amin' ny tampon-damosin' ny omby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5The name of that part of a bullock which lies immediately below the ribs.. [1.2]

Teny iditra (2/2)6 fitoriany
Fototeny  7tory
Sokajin-teny  8 anarana fitoriana sy mpisolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12