|
|
|
|

Teny iditra1 fitorahana
Fototeny  2toraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanipazana vato (na zavatra hafa) amin' olona na zavatra iray mba hahavoa azy: Tsy nitsahatra ny fitorahana ny tranonay raha tsy afaka adiny iray.
5/ Ny fitorahana sponjy ny mpanao ady totohondry iray dia mariky ny fahareseny
.
6Fizorana, fihitsiana: Rehefa tonga amin' io tanàna io ianao, dia ny fitorahana miantsinanana no hahatonga anao any aminay. [1.1]

Fivaditsoratra  7 firotahana, 8 fitoharana, 9 fitorahana, 10 fitroahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12