|
|
|
|

Teny iditra1 fitopatopa
Fototeny  2topatopa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitopatopa; fihetsiketsika, fihevingevina, fanonja: Ny fitopatopan' ny ranomasina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12