|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitontohitra |
| Fototeny | 2tontohitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mitontohitra, izany hoe mitohy misesy tsy mitsahatra, mifandimby tsy an-kijanona: Ny fitontohitry ny fahoriana no nahatonga ny Ntaolo hanao ilay ohatra hoe: Sorona afon' ikala adalo, ka ny aloha tsy lany, ny aoriana asesika ihany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|