|
|
|
|

Teny iditra1 fitonoana
Fototeny  2tono
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fionotana, 6 fitonoana, 7 fotoanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12