|
|
|
|

Teny iditra1 fitongilanana
Fototeny  2tongilana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fihilanana: Mahalasa eritreritra ahy ny fitongilanan' itỳ andry itỳ.
5Fironana, firaikana: Manana fitongilanana amin' ny ratsy ny olombelona.
6Fiangarana: Hita miharihary izao ny fitongilanan' ny mpitsara amin' ny ankilany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7inclinaison. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12