|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitondra |
| Fototeny | 2tondra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fomba entina mitondra, na mibata izany na mifehy: Samy hafa ny fitondran' ny lehibe vahiny sy ny lehibe teratany.
5entina matetika: Harona fitondra miantsena. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6ce qu'on peut porter, manière de porter.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Ren'Ilaidama fa mafy fitondra loatra ilay havany
[2.298]
8 Basy no an-jara fangady, Benitra no antsy fitondra. [2.69] |
| Kamban-teny rehetra | 9fitondra-tenona |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 fitandro, 12 fitondra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|