|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitokiana
Fototeny  2toky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fametrahana fanantenana: Manàna fitokiana an' Andriamanitra lalandava.
5Fananana toky: Olona mendrika fitokiana iny lehilahy iny.
6Fiankinana, fianteherana: Malefolefo ny fitokiana amin' ny haren' ny tany. [1.1]

Teny iditra (2/2)7 fitokiana
Fototeny  8toky
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Famosaviana, famorehana. [1.1]

Fivaditsoratra  11 fitaonika, 12 fitokiana, 13 taifinoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12