|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitokelaka |
| Fototeny | 2tokelaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny olona mitokelaka, izany hoe mihomehy mikakakaka mampiseho hafaliana na kosa somary maneso.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|