|
|
|
|

Teny iditra1 fitokanan-trano
Singan-teny  2fitokanana, 3trano
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5fipetrahan' ny mpivady vao ao amin' ny trano anankiray, tsy mikambana amin' ny ray aman-dreniny. [1.1]
Ohatra  6 Toa tsy mbola nisy fahavorian' olona marobe tahaka izany, na tamin' ny fitokanantrano, na tamin' ny lohavolana, na tamin' ny Isan' Enim-Bolana [2.649#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12