|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitokana |
| Fototeny | 2toka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao.
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 fitokana |
| Fototeny | 6tokana |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 9 fiantoka, 10 fikatona, 11 fikotana, 12 fitakona, 13 fitokana, 14 fitonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|