|
|
|
|

Teny iditra1 fitoina
Fototeny  2fito
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Zaraina fito: Fito mianadahy izahay ka tokony hofitoina izany ny lova napetrak' i dada sy neny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be divided into seven.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on partage en sept. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 afintio, 12 fitoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12