|
|
|
|

Teny iditra1 fitohotra
Fototeny  2tohotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' ny zavatra mitohotra, izany hoe miampy ka mikambana mivaingana hatrany tahaka ny toho-tantely. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12