|
|
|
|

Teny iditra1 fitoha
Fototeny  2toha
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitoha, izany hoe mitady, mizaha (remby, haza).
5Azo tohaina, hazaina. [1.1]

Fivaditsoratra  6 fihota, 7 fitaho, 8 fitoha, 9 fohita, 10 fotahy, 11 ho faty, hofaty, 12 tafiho, 13 tifaho

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03