|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitodika |
| Fototeny | 2todika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitodika, izany hoe mihodina, na miherika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Manière de tourner la tête.
[1.3#706] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitodika |
| Fototeny | 7todika |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9endrika isehoan'ny fehezanteny araka ny firafitry ny enti-milaza sy ny isan'ny vanin'ny fehezanteny kely indrindra.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10voix.
[1.13] |
| Voambolana | 11 Haiteny |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|