|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fitetika |
| Fototeny | 2tetika |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitetika, na mandidy, manapatapaka zavatra atao madinika izany na mieritreritra zavatra mialoha ka maka ara-keviny izay mety ho fandehany, na mikasa hanao zavatra efa nodinihina tsara natao maty paika.
5Azo tetehina. [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fitetika |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8grand couteau ; bêche..
[Tankarana]
[1.19] |
| Tovy hevitra | 9fitetiky |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|