|
|
|
|

Teny iditra1 fitetezana
Fototeny  2tety
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana manitsaka toerana maro: Fitetezam-paritany.
5Famisavisana, filazana tsirairay: I dadabe no mahay ny fitetezana ny havana rehetra mifandray aminay, fa izahay tsy misy mahalala. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12