|
|
|
|

Teny iditra1 fitepotepoana
Fototeny  2tepotepo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fipepehana, fidondonana moramora, fiemponemponana: Nohenoin' ny dokoterany fitepoan' ny fony, ny fitepon' ny fony, nefa indrisy tsy henony intsony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5pulsation. [1.13]
Tovy hevitra  6fitepotepo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12