|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitepo |
| Fototeny | 2tepo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetra na fomban' ny zavatra mitepo, izany hoe mipaipaika, midondona moramora.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5battement.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Tapitra fitepo hatreo ny fonao tia, rahavako.
[1.274#mg]
|
| Tovy hevitra | 7fitepotepo |
| Kamban-teny rehetra | 8fitepon' ny fo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|