|
|
|
|

Teny iditra1 fitemitra
Fototeny  2temitra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitemitra na misy temitra: Tsy tiako ny fitemitr' ity efitra. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fitemitra, 6 mitefitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12