|
|
|
|

Teny iditra1 fitebiteby
Fototeny  2tebiteby
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban'ny olona mitebiteby, izany hoe manahy sy matahotra fa toa hisy zavatra hihatra amin'ny tena.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12