|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitazonana |
| Fototeny | 2tazona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fihazonana mafy: Ny fitazonana ilay tady no nahavonjy azy.
5. 6Fitanana: Tsy nanaiky ny fitazonana azy ho mpangalatra izy. 7. 8Fanagejana tsy hihetsiketsika: Raharaha lehibe indraindray ny fitazonana ny zaza farana. 9. 10Tsy famelana handeha na hiala: Samy nanao izay afany daholo ny olona rehetra tamin'ny fitazonana azy, fa tsy nety nijanona izy. 11. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|