|
|
|
|

Teny iditra1 fitazona
Fototeny  2tazona
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitazona na mihazona mafy, mitana, tsy mamela handeha na hiala..
5Azo tazonina.. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12