|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitarika |
| Fototeny | 2tarika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitarika: mandrirotra, misintona; manao izay hisarihana zavatra iray hanaraka ny tena; mitondra; manoro lalana; mitaona; manainga, manentana; mibaiko.
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 5Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 6 afikitra, 7 firitaka, 8 fitarika, 9 fitraika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|