|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitaratra |
| Fototeny | 2taratra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Tamaboha fisaka fanao amin' ny varavarana izay tsy mamela ny rivotra hiditra nefa ahazoana mahita izay rehetra any ivelany: Mometaka fitaratra amin' ny varavarankely.
5Tamaboha malamalama tsara ary nasiana manjany ao an-damosiny ka afaka mamerina ny sarin' izay zavatra eo anoloany: Alao ny fitaratra hijereko ny tarehiko fa sao misy arina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Glass, a looking-glass, a mirror..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7manière de regarder, le miroir, la glace, ce qui réfléchit la lumière.
[1.3] 8vitre. [1.13] |
| Ohatra |
9 Izaho, hono, izany no mba fitaratra!
[2.4]
10 mba mijere tandindona aloha vao mizaha fitaratra. [2.69] 11 Farafaharatsiny soloana karakara vy madini-maso ny fitaratra. [2.117] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 16Randzavola: fitaratra ao amin' ny Baiboly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|