|
|
|
|

Teny iditra1 fitanisana
Fototeny  2tanisa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana tanisa..
5Fanononana tsirairay: Hain'Ikoto ve ny fitanisana ny anaran'ny olona ao anatin "ny fianakaviana? .
6Filazalazana antsipiriany, famisavisana: Tsy naharitra aho fa nihataka tsy ta handre ny fitanisany ny fahoriany.
7
. [1.1]
Kamban-teny rehetra  8fitanisana ny matoanteny

Fivaditsoratra  9 fanitsiana, 10 fitanisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08